Entry | 1 zafy mafy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha |
Explanations in French |
4 [2.415] petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres |
Vocabulary |
5 Relationships: family |
Elementary words | 6 zafy, mafy |
Synonyms | 7 zafy tsy torana |
Anagrams | 8 fifiazam, zafy mafy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |